Taorian’ny fihotsahan’ny tany sy vato teny Ambanin’Ampamarinana, ny alakamisy 31 janoary 2018 lasa teo, izay namoizana ain’olona efatra...
Category - Onjam-piainana
Misahotaka sy mandry tsy lavo loha ny mponina eny amin’ny tehezan-tendrombohitr’i Manjakamiadana, ankehitriny. Olona iraika ambin’ny folo no...
Aretina tsy nahitam-panafana ny aetin-kositra habokana na « lèpre » fahiny. Ankehitriny, azo sitranina tsara rehefa manaraka ireo dingana maromaro...
Nampisahotaka ireo mponina teny Tsimialonjafy sy Ambanin’Ampamarinana ary Mahamasina, ny fihotsahan’ny tany namoizana ain’olona ampolony, ny...
Taranaka faha-telo, Razafimasoandro Mamitiana Angeline, renim-pianakaviana, amin’ny fikirakirana momban’ny faninginana vifotsy na « zingueur »...
Mivoatra manaraka ny toetr’andro ny fomba famakiana sy fikirakirana ny vato ho lasa amin’izay endrika amam-bika tiana ho tratrarina. Niainga...
Fotoan-dehibe ankalazain’ny mpino kristianina, maneran-tany, ny Krismasy na ny nahatongavan’Ilay Zanak’Andriamanitra tonga nofo. Ankoatra ny fiderana...
Hatramin’ny fahagola ela no efa nihira ny olombelona. Nisy ny mpamoron-kira sy ny mpiventy hira ary ny mpitendry zavamaneno. Nivoatra nanaraka ny...
Ampolon-taonany maro no efa niseraseran-dRanaivomanana sy ny fianakaviany ny fanamboarana ary ny fivarotana izany koba ravina izany, izay mamelona tokontrano...
Natsangana teny anivon’ny fokontany manerana an’Antananarivo renivohitra sy ny manodidina ny RF2 na ny « Rafitra fikojana rano sy fahadiovana », ny...